قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
94 : 10

فَإِن كُنتَ فِي شَكّٖ مِّمَّآ أَنزَلۡنَآ إِلَيۡكَ فَسۡـَٔلِ ٱلَّذِينَ يَقۡرَءُونَ ٱلۡكِتَٰبَ مِن قَبۡلِكَۚ لَقَدۡ جَآءَكَ ٱلۡحَقُّ مِن رَّبِّكَ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡمُمۡتَرِينَ

Raha ohatra ka ao anaty fisalasalana Ianao amin’izay nampidininay Taminao, dia hanontanio ireo izay efa namaky ny Boky teo alohanao. Efa tonga Taminao ny marina avy amin’ny Tomponao, koa aza manao ho isan’ireo mpisalasala mihitsy Ianao. info
التفاسير: