Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
80 : 5

تَرَىٰ كَثِيرٗا مِّنۡهُمۡ يَتَوَلَّوۡنَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْۚ لَبِئۡسَ مَا قَدَّمَتۡ لَهُمۡ أَنفُسُهُمۡ أَن سَخِطَ ٱللَّهُ عَلَيۡهِمۡ وَفِي ٱلۡعَذَابِ هُمۡ خَٰلِدُونَ

Ho hitanao ny maro amin’izy ireo maka ho mpiahy ireo izay tsy nino. Tena ratsy tokoa izay natolotr’izy ireo ho an’ny tenany ka niharan’ny hatezeran’I Allah izy ireo ary hitoetra ao anatin’ny sazy mandrakizay izy ireo. info
التفاسير: