Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
39 : 5

فَمَن تَابَ مِنۢ بَعۡدِ ظُلۡمِهِۦ وَأَصۡلَحَ فَإِنَّ ٱللَّهَ يَتُوبُ عَلَيۡهِۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٌ

Fa na iza na iza mibebaka taorian’ny fanaovany ny tsy rariny sy nanarina ny tenany ,tena marina fa I Allah dia mandray ny fibebahan'izy ireo. Ary tena marina fa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana. info
التفاسير: