Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
28 : 33

يَٰٓأَيُّهَا ٱلنَّبِيُّ قُل لِّأَزۡوَٰجِكَ إِن كُنتُنَّ تُرِدۡنَ ٱلۡحَيَوٰةَ ٱلدُّنۡيَا وَزِينَتَهَا فَتَعَالَيۡنَ أُمَتِّعۡكُنَّ وَأُسَرِّحۡكُنَّ سَرَاحٗا جَمِيلٗا

Ô ry mpaminany ! Teneno amin’ireo vadinao hoe : “Raha toa ka ny fiainana eto an-tany, sy ny rendrarendrany no irìnareo, dia tongava ianareo ! Fa omeko izay hafalianareo, ary alefako (amin’ny fisarahana) tsy misy arakaraka. info
التفاسير: