Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
123 : 2

وَٱتَّقُواْ يَوۡمٗا لَّا تَجۡزِي نَفۡسٌ عَن نَّفۡسٖ شَيۡـٔٗا وَلَا يُقۡبَلُ مِنۡهَا عَدۡلٞ وَلَا تَنفَعُهَا شَفَٰعَةٞ وَلَا هُمۡ يُنصَرُونَ

Aoka ianareo hatahotra ilay andro izay tsy hanomezana valisoa ny an-daniny noho ny asan’ny ankilany, sy tsy hankatoavana intsony izay fibabohana amin’ny heloka vita, ary tsy hamokatra intsony ny fanelanelanana. Ka tsy hisy intsony ny famonjena ho azy ireo. info
التفاسير: