Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
119 : 2

إِنَّآ أَرۡسَلۡنَٰكَ بِٱلۡحَقِّ بَشِيرٗا وَنَذِيرٗاۖ وَلَا تُسۡـَٔلُ عَنۡ أَصۡحَٰبِ ٱلۡجَحِيمِ

Nalefanay tokoa Ianao miaraka amin'ny fahamarinana, mba ho mpitory vaovao mahafaly sy mpampitandrina; ary tsy hanontaniana momba ireo olon'ny Afobe Ianao. info
التفاسير: