Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
96 : 18

ءَاتُونِي زُبَرَ ٱلۡحَدِيدِۖ حَتَّىٰٓ إِذَا سَاوَىٰ بَيۡنَ ٱلصَّدَفَيۡنِ قَالَ ٱنفُخُواْۖ حَتَّىٰٓ إِذَا جَعَلَهُۥ نَارٗا قَالَ ءَاتُونِيٓ أُفۡرِغۡ عَلَيۡهِ قِطۡرٗا

Hitondranareo fonjam-by aho ”. Ary avy eo rehefa feno ny toerana manelanelana ny tendrombohitra roa dia niteny izy hoe : “Tsofinareo ! ” ka rehefa lasa hainafo izany, dia niteny izy hoe : “Itondranareo varahina voa empo aho, izay ararako eo amboniny. info
التفاسير: