Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
7 : 14

وَإِذۡ تَأَذَّنَ رَبُّكُمۡ لَئِن شَكَرۡتُمۡ لَأَزِيدَنَّكُمۡۖ وَلَئِن كَفَرۡتُمۡ إِنَّ عَذَابِي لَشَدِيدٞ

Ary raha nilaza ny Tomponareo hoe : “Raha mahay mankasitraka ianareo, dia ampitomboiko marina ho anareo tokoa ny Fahasoavako. Fa raha tsy mahay mankasitraka kosa ianareo, dia tsarovy fa ho mafy ny sazy avy Amiko. info
التفاسير: