Kur'an-ı Kerim meal tercümesi - Madagaskarca Tercüme - Rowad Tercüme Merkezi

external-link copy
58 : 11

وَلَمَّا جَآءَ أَمۡرُنَا نَجَّيۡنَا هُودٗا وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ مَعَهُۥ بِرَحۡمَةٖ مِّنَّا وَنَجَّيۡنَٰهُم مِّنۡ عَذَابٍ غَلِيظٖ

Ary rehefa tonga ny didinay, dia novonjenay i Hody tamin’ny alalan’ny famindram-po avy Taminay, sy ireo izay nino niaraka Taminy. Ary navotanay tamin’ny sazy henjana izy ireo. info
التفاسير: