పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
67 : 2

وَإِذۡ قَالَ مُوسَىٰ لِقَوۡمِهِۦٓ إِنَّ ٱللَّهَ يَأۡمُرُكُمۡ أَن تَذۡبَحُواْ بَقَرَةٗۖ قَالُوٓاْ أَتَتَّخِذُنَا هُزُوٗاۖ قَالَ أَعُوذُ بِٱللَّهِ أَنۡ أَكُونَ مِنَ ٱلۡجَٰهِلِينَ

Ary tsarovinareo raha niteny tamin'ny vahoakany i Mpaminany Moussa hoe : " Tena marina fa Allah dia mandidy anareo hanao sorona ombivavy iray ". dia hoy izy ireo hoe : " Raisinao ho vazivazy ve izahay ". dia nilaza izy hoe : " Allah anie hiaro ahy tsy ho anisan'ireo olona tsy mahalala ". info
التفاسير: