ශුද්ධවූ අල් කුර්ආන් අර්ථ කථනය - මැලගසි පරිවර්තනය - රුව්වාද් පරිවර්තන මධ්‍යස්ථානය

external-link copy
9 : 9

ٱشۡتَرَوۡاْ بِـَٔايَٰتِ ٱللَّهِ ثَمَنٗا قَلِيلٗا فَصَدُّواْ عَن سَبِيلِهِۦٓۚ إِنَّهُمۡ سَآءَ مَا كَانُواْ يَعۡمَلُونَ

Namidin’izy ireo amin’ny vidiny mora tokoa ny Fanambaran’i Allah, ka nosakanan’izy ireo ny lalàny marina fa tena ratsy tokoa izany asa nataon’izy ireo izany. info
التفاسير: