ශුද්ධවූ අල් කුර්ආන් අර්ථ කථනය - මැලගසි පරිවර්තනය - රුව්වාද් පරිවර්තන මධ්‍යස්ථානය

external-link copy
117 : 9

لَّقَد تَّابَ ٱللَّهُ عَلَى ٱلنَّبِيِّ وَٱلۡمُهَٰجِرِينَ وَٱلۡأَنصَارِ ٱلَّذِينَ ٱتَّبَعُوهُ فِي سَاعَةِ ٱلۡعُسۡرَةِ مِنۢ بَعۡدِ مَا كَادَ يَزِيغُ قُلُوبُ فَرِيقٖ مِّنۡهُمۡ ثُمَّ تَابَ عَلَيۡهِمۡۚ إِنَّهُۥ بِهِمۡ رَءُوفٞ رَّحِيمٞ

Allah dia nandray ny fibebahan’ny Irany, sy ireo mpifindra-monina, ary ireo nanohana azy izay niaraka taminy, tamin’ny fotoan-tsarotra, rehefa teo an-dàlam-piviliana ny fon’ny vondron’olona iray tamin’izy ireo. Avy eo, dia noraisiny ny fibebahan’izy ireo, satria Mangoraka sy Mamindra-fo azy ireo Izy. info
التفاسير: