ශුද්ධවූ අල් කුර්ආන් අර්ථ කථනය - මැලගසි පරිවර්තනය - රුව්වාද් පරිවර්තන මධ්‍යස්ථානය

external-link copy
43 : 5

وَكَيۡفَ يُحَكِّمُونَكَ وَعِندَهُمُ ٱلتَّوۡرَىٰةُ فِيهَا حُكۡمُ ٱللَّهِ ثُمَّ يَتَوَلَّوۡنَ مِنۢ بَعۡدِ ذَٰلِكَۚ وَمَآ أُوْلَٰٓئِكَ بِٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Ary nahoana ianao no hatsangan’izy ireo ho mpitsara kanefa eo ampelan-tanan’izy ireo ny Toraty izay feno ao anatiny ny lalàn’I Allah. Avy eo dia mitodi-damosina izy ireo (amin’ny fitsaranao) aorian’izany. Ary tsy mpino velively izy ireny. info
التفاسير: