ශුද්ධවූ අල් කුර්ආන් අර්ථ කථනය - මැලගසි පරිවර්තනය - රුව්වාද් පරිවර්තන මධ්‍යස්ථානය

external-link copy
73 : 2

فَقُلۡنَا ٱضۡرِبُوهُ بِبَعۡضِهَاۚ كَذَٰلِكَ يُحۡيِ ٱللَّهُ ٱلۡمَوۡتَىٰ وَيُرِيكُمۡ ءَايَٰتِهِۦ لَعَلَّكُمۡ تَعۡقِلُونَ

Ka niteny izahay hoe : " Kapohinareo amin'ilay maty ny ampahan'ilay ombivavy". Toy izany no hameloman'Allah ireo maty, ary mampiseho anareo ireo famantarany Izy, mba hahatonga saina anareo. info
التفاسير: