ශුද්ධවූ අල් කුර්ආන් අර්ථ කථනය - මැලගසි පරිවර්තනය - රුව්වාද් පරිවර්තන මධ්‍යස්ථානය

external-link copy
11 : 2

وَإِذَا قِيلَ لَهُمۡ لَا تُفۡسِدُواْ فِي ٱلۡأَرۡضِ قَالُوٓاْ إِنَّمَا نَحۡنُ مُصۡلِحُونَ

Raha ilazana izy ireo hoe : “Aza manao fanimbana ety ambonin’ny tany ianareo”, dia toy izao ny valinteniny : “Mpamboatra ny simba fotsiny ihany izahay”. info
التفاسير: