ශුද්ධවූ අල් කුර්ආන් අර්ථ කථනය - මැලගසි පරිවර්තනය - රුව්වාද් පරිවර්තන මධ්‍යස්ථානය

පිටු අංක:close

external-link copy
20 : 11

أُوْلَٰٓئِكَ لَمۡ يَكُونُواْ مُعۡجِزِينَ فِي ٱلۡأَرۡضِ وَمَا كَانَ لَهُم مِّن دُونِ ٱللَّهِ مِنۡ أَوۡلِيَآءَۘ يُضَٰعَفُ لَهُمُ ٱلۡعَذَابُۚ مَا كَانُواْ يَسۡتَطِيعُونَ ٱلسَّمۡعَ وَمَا كَانُواْ يُبۡصِرُونَ

Izy ireny dia tsy afa-manohitra ny fahefan’i Allah eto an-tany ! Ary tsy manana mpiahy izy ireo ankoatr’i Allah. Hampitomboina avo roa heny ny sazin’izy ireo. Ary tsy afa-mandre no sady tsy afa-mahita ihany koa izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
21 : 11

أُوْلَٰٓئِكَ ٱلَّذِينَ خَسِرُوٓاْ أَنفُسَهُمۡ وَضَلَّ عَنۡهُم مَّا كَانُواْ يَفۡتَرُونَ

Izy ireny no namono antoka ny tenany. Ary nanalavitra azy ireo (ny sampy) izay noforoniny. info
التفاسير:

external-link copy
22 : 11

لَا جَرَمَ أَنَّهُمۡ فِي ٱلۡأٓخِرَةِ هُمُ ٱلۡأَخۡسَرُونَ

Tena tsy hisalasalana mihitsy fa izy ireo no tena maty antoka tanetraka amin’ny fiainana any an-koatra. info
التفاسير:

external-link copy
23 : 11

إِنَّ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ وَأَخۡبَتُوٓاْ إِلَىٰ رَبِّهِمۡ أُوْلَٰٓئِكَ أَصۡحَٰبُ ٱلۡجَنَّةِۖ هُمۡ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Marina tokoa fa izay nino sy nanao asa soa kosa, dia izy ireny no olon'ny Paradisa ary hitoetra ao mandrakizay izy ireny. info
التفاسير:

external-link copy
24 : 11

۞ مَثَلُ ٱلۡفَرِيقَيۡنِ كَٱلۡأَعۡمَىٰ وَٱلۡأَصَمِّ وَٱلۡبَصِيرِ وَٱلسَّمِيعِۚ هَلۡ يَسۡتَوِيَانِ مَثَلًاۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ

Ny fanoharana natao tamin’ireo vondron’olona anakiroa dia tahaka : ny iray jamba sy marenina ary ny faha-roa mahita sy maheno. Moa ve mitovy ireo fanoharana roa ireo ? Moa ve tsy mandini-tena ianareo ? info
التفاسير:

external-link copy
25 : 11

وَلَقَدۡ أَرۡسَلۡنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوۡمِهِۦٓ إِنِّي لَكُمۡ نَذِيرٞ مُّبِينٌ

Efa nalefanay i Noa tany amin’ny vahoakany : " Tena marina fa mpampitandrina miharihary ho Anareo Aho, info
التفاسير:

external-link copy
26 : 11

أَن لَّا تَعۡبُدُوٓاْ إِلَّا ٱللَّهَۖ إِنِّيٓ أَخَافُ عَلَيۡكُمۡ عَذَابَ يَوۡمٍ أَلِيمٖ

Mba tsy hanompo afa-tsy Allah irery ihany Ianareo. Marina fa, atahorako ho avy Aminareo ny sazin’ny andro izay mamirifiry ”. info
التفاسير:

external-link copy
27 : 11

فَقَالَ ٱلۡمَلَأُ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ مِن قَوۡمِهِۦ مَا نَرَىٰكَ إِلَّا بَشَرٗا مِّثۡلَنَا وَمَا نَرَىٰكَ ٱتَّبَعَكَ إِلَّا ٱلَّذِينَ هُمۡ أَرَاذِلُنَا بَادِيَ ٱلرَّأۡيِ وَمَا نَرَىٰ لَكُمۡ عَلَيۡنَا مِن فَضۡلِۭ بَلۡ نَظُنُّكُمۡ كَٰذِبِينَ

Ary niteny ireo loholona izay tsy nino tamin’ny vahoakany (vahoakan’i Noa) : " Izahay dia tsy mahita afa-tsy olombelona tahaka Anay Ianao, ary Izahay dia tsy mahita afa-tsy ireo izay olona ambany saranga Aminay no sady tsy manam-pandinihana akory no manaraka Anao, ary Izahay dia tsy mahita fa ambony noho Izahay Ianareo, mihevitra kosa Izahay fa Ianareo dia mpandainga. info
التفاسير:

external-link copy
28 : 11

قَالَ يَٰقَوۡمِ أَرَءَيۡتُمۡ إِن كُنتُ عَلَىٰ بَيِّنَةٖ مِّن رَّبِّي وَءَاتَىٰنِي رَحۡمَةٗ مِّنۡ عِندِهِۦ فَعُمِّيَتۡ عَلَيۡكُمۡ أَنُلۡزِمُكُمُوهَا وَأَنتُمۡ لَهَا كَٰرِهُونَ

Hoy izy hoe : "Ry vahoakako ! Moa ve hitanareo raha manana porofo mazava avy amin’ny Tompoko aho, sy nahazo famindram-po avy Aminy nefa tsy teo imasonareo, moa ve ho terenay amin’izany ianareo nefa dia mankahala izany ianareo? info
التفاسير: