Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
51 : 9

قُل لَّن يُصِيبَنَآ إِلَّا مَا كَتَبَ ٱللَّهُ لَنَا هُوَ مَوۡلَىٰنَاۚ وَعَلَى ٱللَّهِ فَلۡيَتَوَكَّلِ ٱلۡمُؤۡمِنُونَ

Teneno hoe : " Tsy misy zavatra hanjo Anay afa-tsy izay efa voasoratr’i Allah ho Anay. Izy no Mpiahy Anay ”. Ary aoka hiantehitra amin’i Allah ireo Mpino. info
التفاسير: