Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
122 : 9

۞ وَمَا كَانَ ٱلۡمُؤۡمِنُونَ لِيَنفِرُواْ كَآفَّةٗۚ فَلَوۡلَا نَفَرَ مِن كُلِّ فِرۡقَةٖ مِّنۡهُمۡ طَآئِفَةٞ لِّيَتَفَقَّهُواْ فِي ٱلدِّينِ وَلِيُنذِرُواْ قَوۡمَهُمۡ إِذَا رَجَعُوٓاْ إِلَيۡهِمۡ لَعَلَّهُمۡ يَحۡذَرُونَ

Tsy tokony handao ny tokatranony daholo ireo mpino rehetra. Nahoana ireo andiany sasany amin’ny foko tsirairay no tsy tonga manovo ny fahalalana mahakasika ny finoana mba ahafahan’izy ireo mampitandrina ny vahoakany rehefa miverina any aminy izy ireo. Angamba hitandrina izy ireo. info
التفاسير: