Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
109 : 9

أَفَمَنۡ أَسَّسَ بُنۡيَٰنَهُۥ عَلَىٰ تَقۡوَىٰ مِنَ ٱللَّهِ وَرِضۡوَٰنٍ خَيۡرٌ أَم مَّنۡ أَسَّسَ بُنۡيَٰنَهُۥ عَلَىٰ شَفَا جُرُفٍ هَارٖ فَٱنۡهَارَ بِهِۦ فِي نَارِ جَهَنَّمَۗ وَٱللَّهُ لَا يَهۡدِي ٱلۡقَوۡمَ ٱلظَّٰلِمِينَ

Moa ve izay nanorina ny tranony (masjid) amim-patahorana sy amim-pankasitrahana no tsara sa izay nanorina ny trano (masjid) eo amoron-tevana ka nokahoin-driaka ka dia nirodana niaraka taminy nivarina ao anaty Afobe jahannam Izy. i Allah dia tsy mitari-dàlana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: