Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
17 : 49

يَمُنُّونَ عَلَيۡكَ أَنۡ أَسۡلَمُواْۖ قُل لَّا تَمُنُّواْ عَلَيَّ إِسۡلَٰمَكُمۖ بَلِ ٱللَّهُ يَمُنُّ عَلَيۡكُمۡ أَنۡ هَدَىٰكُمۡ لِلۡإِيمَٰنِ إِن كُنتُمۡ صَٰدِقِينَ

Mampahatsiaro anao ny fidiran’izy ireo amin’ny finoanan'I Allah tokoa izy, tahaka ny tombontsoa manokana (ho anao) avy amin’izy ireo izany. Lazao hoe : “Aoka ianareo tsy hampahatsiaro ahy ny fidiranareo amin’ny finoana Allah tokana ho toy ny tombotsoa manokana. Na ny mifanohitra amin’izany tombotsoa manokana ho anareo izany aza dia avy amin’I Allah no nitarihany anareo amin’ny finoana raha tena olo- marina ianareo”. info
التفاسير: