Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
64 : 4

وَمَآ أَرۡسَلۡنَا مِن رَّسُولٍ إِلَّا لِيُطَاعَ بِإِذۡنِ ٱللَّهِۚ وَلَوۡ أَنَّهُمۡ إِذ ظَّلَمُوٓاْ أَنفُسَهُمۡ جَآءُوكَ فَٱسۡتَغۡفَرُواْ ٱللَّهَ وَٱسۡتَغۡفَرَ لَهُمُ ٱلرَّسُولُ لَوَجَدُواْ ٱللَّهَ تَوَّابٗا رَّحِيمٗا

Ary tsy nandefa Iraka Izahay, raha tsy ho ankatoavina, amin’ny fahazoan-dàlana avy amin’I Allah. Ary izy ireo, rehefa avy nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany, ka tonga aminao mangataka famelan-keloka amin’I Allah, ary ny Iraka dia mangataka ho azy ireo ny famelan-keloka, dia ho hitan’izy ireo fa I Allah dia tena mpandray ny fibebahana sy be Indrafo. info
التفاسير: