Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
248 : 2

وَقَالَ لَهُمۡ نَبِيُّهُمۡ إِنَّ ءَايَةَ مُلۡكِهِۦٓ أَن يَأۡتِيَكُمُ ٱلتَّابُوتُ فِيهِ سَكِينَةٞ مِّن رَّبِّكُمۡ وَبَقِيَّةٞ مِّمَّا تَرَكَ ءَالُ مُوسَىٰ وَءَالُ هَٰرُونَ تَحۡمِلُهُ ٱلۡمَلَٰٓئِكَةُۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَأٓيَةٗ لَّكُمۡ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَ

Ary nilaza tamin’izy ireo ilay Mpaminany teo aminy : “Hamafisina aminareo, fa ny porofo famantarana ny fanjakany, dia ny fahatongavan’ilay vata eo aminareo mirakitra fahatoniana avy amin’ny Tomponareo, sy ny sisa tamin’izay navelan’ireo taranak’i Moussa sy ireo taranak’i Harona. Ireo Anjely no hitondra izany. Hamafisina, fa amin’izany rehetra izany dia misy porofo famantarana miharihary ho anareo, raha mpino marina ianareo. info
التفاسير: