Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
24 : 2

فَإِن لَّمۡ تَفۡعَلُواْ وَلَن تَفۡعَلُواْ فَٱتَّقُواْ ٱلنَّارَ ٱلَّتِي وَقُودُهَا ٱلنَّاسُ وَٱلۡحِجَارَةُۖ أُعِدَّتۡ لِلۡكَٰفِرِينَ

Fa raha tsy nataonareo izany, nefa moa ianareo tsy hahatanteraka izany rahateo, dia aoka ianareo hatahotra ilay afobe izay ny olombelona sy ny vato no ho kitay fandrehitra ao aminy, afo izay voahomana sahady ho an’ireo tsy mpino. info
التفاسير: