Ibisobanuro bya qoran ntagatifu - Ibisobanuro bya Qur'an Ntagatifu mu rurimi rw'ikimadagasikari - Ikigo Rowad Translation Center.

external-link copy
149 : 2

وَمِنۡ حَيۡثُ خَرَجۡتَ فَوَلِّ وَجۡهَكَ شَطۡرَ ٱلۡمَسۡجِدِ ٱلۡحَرَامِۖ وَإِنَّهُۥ لَلۡحَقُّ مِن رَّبِّكَۗ وَمَا ٱللَّهُ بِغَٰفِلٍ عَمَّا تَعۡمَلُونَ

Ary n’aiza n’aiza ivoahanao, dia atodiho any amin’ny Al-Masjid Al-Haram ny tavanao. ary tena marina fa izany no fahamarinana avy amin’ny Tomponao. ary Allah dia tsy mba variana amin’izay rehetra ataonareo. info
التفاسير: