Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
84 : 9

وَلَا تُصَلِّ عَلَىٰٓ أَحَدٖ مِّنۡهُم مَّاتَ أَبَدٗا وَلَا تَقُمۡ عَلَىٰ قَبۡرِهِۦٓۖ إِنَّهُمۡ كَفَرُواْ بِٱللَّهِ وَرَسُولِهِۦ وَمَاتُواْ وَهُمۡ فَٰسِقُونَ

Ary aza manao Soalat mihitsy Ianao amin’iray izay maty (1) amin’izy ireo, ary aza mitsangana ihany koa Ianao eo akaikin'ny fasany, satria tsy nino an’i Allah sy ny Irany izy ireo, ary maty sy mpanao ratsy izy ireo. info
التفاسير: