Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
78 : 9

أَلَمۡ يَعۡلَمُوٓاْ أَنَّ ٱللَّهَ يَعۡلَمُ سِرَّهُمۡ وَنَجۡوَىٰهُمۡ وَأَنَّ ٱللَّهَ عَلَّٰمُ ٱلۡغُيُوبِ

Moa ve tsy fantatr’izy ireo fa i Allah dia mahafantatra ny miafin’izy ireo sy ny resany mangingina, tena marina fa i Allah dia mahalala tanteraka ireo zava-miafina. info
التفاسير: