Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
101 : 5

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ لَا تَسۡـَٔلُواْ عَنۡ أَشۡيَآءَ إِن تُبۡدَ لَكُمۡ تَسُؤۡكُمۡ وَإِن تَسۡـَٔلُواْ عَنۡهَا حِينَ يُنَزَّلُ ٱلۡقُرۡءَانُ تُبۡدَ لَكُمۡ عَفَا ٱللَّهُ عَنۡهَاۗ وَٱللَّهُ غَفُورٌ حَلِيمٞ

O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hanontany zavatra maro, raha aseho anareo izany dia hanahirana anareo , ary raha manontany izany ianareo eo amin’ny fotoana ampidinana ny Kor'any, dia haseho aminareo izany. Efa navelan’I Allah ny elokareo ny amin’izany. Ary Allah dia be Famelan-keloka sy tsara Fanahy indrindra. info
التفاسير: