Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
65 : 4

فَلَا وَرَبِّكَ لَا يُؤۡمِنُونَ حَتَّىٰ يُحَكِّمُوكَ فِيمَا شَجَرَ بَيۡنَهُمۡ ثُمَّ لَا يَجِدُواْ فِيٓ أَنفُسِهِمۡ حَرَجٗا مِّمَّا قَضَيۡتَ وَيُسَلِّمُواْ تَسۡلِيمٗا

Tsia ! Mianiana amin’ny Tomponao ! Fa tsy hino izy ireo mandra-pahatongan’izy ireo handray anao ho mpitsara amin’ny disadisa mitranga eo amin’izy ireo, avy eo, tsy mahita ho kianina ny tenan’izy ireo, amin’izay nitsaranao azy, ary manetry tena tanteraka izy ireo. info
التفاسير: