Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
48 : 30

ٱللَّهُ ٱلَّذِي يُرۡسِلُ ٱلرِّيَٰحَ فَتُثِيرُ سَحَابٗا فَيَبۡسُطُهُۥ فِي ٱلسَّمَآءِ كَيۡفَ يَشَآءُ وَيَجۡعَلُهُۥ كِسَفٗا فَتَرَى ٱلۡوَدۡقَ يَخۡرُجُ مِنۡ خِلَٰلِهِۦۖ فَإِذَآ أَصَابَ بِهِۦ مَن يَشَآءُ مِنۡ عِبَادِهِۦٓ إِذَا هُمۡ يَسۡتَبۡشِرُونَ

Allah, Izy no mandefa ireo rivotra izay mampiakatra ireo rahona, avy eo, manaparitaka izany eny amin’ny lanitra araka izay sitrany Izy; ary nataony mitsitokotoko izany. Ka hitanao ny ranon’orana fa mivoaka avy amin’ny hatevin’izy ireo. Ary rehefa narotsany tamin’izay tiany izany, dia indro fa feno haravoana izy ireo. info
التفاسير: