Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
80 : 3

وَلَا يَأۡمُرَكُمۡ أَن تَتَّخِذُواْ ٱلۡمَلَٰٓئِكَةَ وَٱلنَّبِيِّـۧنَ أَرۡبَابًاۚ أَيَأۡمُرُكُم بِٱلۡكُفۡرِ بَعۡدَ إِذۡ أَنتُم مُّسۡلِمُونَ

Ary tsy hampirisika anareo velively handray ireo Anjely, na koa ireo Irak’Allah ho toy ireo tompo izy. Moa va hampirisika anareo amin’ny tsy finoana izy, taorian’ny nahampanolotena anareo? info
التفاسير: