Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
116 : 3

إِنَّ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ لَن تُغۡنِيَ عَنۡهُمۡ أَمۡوَٰلُهُمۡ وَلَآ أَوۡلَٰدُهُم مِّنَ ٱللَّهِ شَيۡـٔٗاۖ وَأُوْلَٰٓئِكَ أَصۡحَٰبُ ٱلنَّارِۖ هُمۡ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Tena marina fa ireo izay tsy nino, dia tsy afaka hanao n’ino n’inona amin’izy ireo na dia kely aza, ireo hareny na ireo zanany, eo anatrehan’i Allah. Ary izy ireo dia Olon’ny afo, hitoetra ao mandrakizay izy ireo. info
التفاسير: