Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
94 : 2

قُلۡ إِن كَانَتۡ لَكُمُ ٱلدَّارُ ٱلۡأٓخِرَةُ عِندَ ٱللَّهِ خَالِصَةٗ مِّن دُونِ ٱلنَّاسِ فَتَمَنَّوُاْ ٱلۡمَوۡتَ إِن كُنتُمۡ صَٰدِقِينَ

Teneno hoe : " Raha toa ka voatokana ho anareo (jiosy) irery ihany, eo anatrehan'i Allah, ny fonenana any ankoatra, fa tsy ho an'olon-kafa mihitsy, dia maniria ny ho faty àry ianareo raha marina ny voalazanareo ". info
التفاسير: