Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
33 : 2

قَالَ يَٰٓـَٔادَمُ أَنۢبِئۡهُم بِأَسۡمَآئِهِمۡۖ فَلَمَّآ أَنۢبَأَهُم بِأَسۡمَآئِهِمۡ قَالَ أَلَمۡ أَقُل لَّكُمۡ إِنِّيٓ أَعۡلَمُ غَيۡبَ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَأَعۡلَمُ مَا تُبۡدُونَ وَمَا كُنتُمۡ تَكۡتُمُونَ

Dia hoy Izy : “Ry Adama! Ampahafantaro azy ireo ny anaran’izy ireo ; ka nony nampahafantarin’i Adama ireo anjely ny anaran’izy ireo, dia hoy Izy (Allah) nilaza : “Tsy efa nambarako taminareo ve, fa Izaho no mahalala ny zavamiafin’ny lanitra sy ny tany, ary mahalala ihany koa izay rehetra ahariharinareo sy izay rehetra afeninareo?” info
التفاسير: