Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
16 : 2

أُوْلَٰٓئِكَ ٱلَّذِينَ ٱشۡتَرَوُاْ ٱلضَّلَٰلَةَ بِٱلۡهُدَىٰ فَمَا رَبِحَت تِّجَٰرَتُهُمۡ وَمَا كَانُواْ مُهۡتَدِينَ

Ireo olona ireo no nividy ny fahaverezana tamin’ny làlamarina; kanefa dia tsy namokatra ny raharaham-barotra nataony, no sady tsy nizotra tamin'ny làla-marina. info
التفاسير: