Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
50 : 18

وَإِذۡ قُلۡنَا لِلۡمَلَٰٓئِكَةِ ٱسۡجُدُواْ لِأٓدَمَ فَسَجَدُوٓاْ إِلَّآ إِبۡلِيسَ كَانَ مِنَ ٱلۡجِنِّ فَفَسَقَ عَنۡ أَمۡرِ رَبِّهِۦٓۗ أَفَتَتَّخِذُونَهُۥ وَذُرِّيَّتَهُۥٓ أَوۡلِيَآءَ مِن دُونِي وَهُمۡ لَكُمۡ عَدُوُّۢۚ بِئۡسَ لِلظَّٰلِمِينَ بَدَلٗا

Ary (tsarovy) rehefa niteny tamin’ireo Anjely Izahay nanao hoe : "Miankohofa amin’i Adama ianareo”, dia niankohoka daholo izy rehetra afa-tsy i Iblisy (Satana) izay avy amin’ny djiny nanohitra ny didin’ny Tompony. Dia mbola noraisinareo ho mpiahy ve izy sy ny taranany ankoatra Ahy (Allah), nefa izy ireo dia fahavalonareo ? Takalo ratsy tokoa no nataon’ireo mpanao ny tsy rariny ! info
التفاسير: