Tradução dos significados do Nobre Qur’an. - Tradução Malgaxe - Centro Rawad de tradução

external-link copy
64 : 11

وَيَٰقَوۡمِ هَٰذِهِۦ نَاقَةُ ٱللَّهِ لَكُمۡ ءَايَةٗۖ فَذَرُوهَا تَأۡكُلۡ فِيٓ أَرۡضِ ٱللَّهِۖ وَلَا تَمَسُّوهَا بِسُوٓءٖ فَيَأۡخُذَكُمۡ عَذَابٞ قَرِيبٞ

Oh ry vahoakako ! ity Rameva vavin’i Allah ity dia nalefany Aminareo ho famantarana. Avelao àry izy hisakafo eo amin’ny tanin’i Allah, ary aza manao ratsy azy Ianareo, raha tsy izany, dia hihatra Aminareo tsy ho ela ny sazy ! ” info
التفاسير: