د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

د مخ نمبر:close

external-link copy
111 : 6

۞ وَلَوۡ أَنَّنَا نَزَّلۡنَآ إِلَيۡهِمُ ٱلۡمَلَٰٓئِكَةَ وَكَلَّمَهُمُ ٱلۡمَوۡتَىٰ وَحَشَرۡنَا عَلَيۡهِمۡ كُلَّ شَيۡءٖ قُبُلٗا مَّا كَانُواْ لِيُؤۡمِنُوٓاْ إِلَّآ أَن يَشَآءَ ٱللَّهُ وَلَٰكِنَّ أَكۡثَرَهُمۡ يَجۡهَلُونَ

Ary raha nampidina Anjely maro tamin’izy ireo Izahay ,ka niresaka tamin’izy ireo ny maty ,ary navorinay teo anatrehan’izy ireo ny zava-drehetra ,dia tsy nino izy ireo raha tsy sitrak’I Allah. Kanefa ny ankamaroan’izy ireo dia minia tsy mahafantatra. info
التفاسير:

external-link copy
112 : 6

وَكَذَٰلِكَ جَعَلۡنَا لِكُلِّ نَبِيٍّ عَدُوّٗا شَيَٰطِينَ ٱلۡإِنسِ وَٱلۡجِنِّ يُوحِي بَعۡضُهُمۡ إِلَىٰ بَعۡضٖ زُخۡرُفَ ٱلۡقَوۡلِ غُرُورٗاۚ وَلَوۡ شَآءَ رَبُّكَ مَا فَعَلُوهُۖ فَذَرۡهُمۡ وَمَا يَفۡتَرُونَ

Ary tahaka izany no nanokananay fahavalo ho an’ny Mpaminany tsirairay, dia ireo Satana amin’ny olombelona sy ny Djiny, mifampita hafatra izy ireo ny andaniny sy ny ankilany amin’ny fampihaingoana ny teny feno fitaka. Raha sitraky ny Tomponao dia tsy nataon’izy ireo izany, avelao àry izy ireo sy ny lainga izay foronony. info
التفاسير:

external-link copy
113 : 6

وَلِتَصۡغَىٰٓ إِلَيۡهِ أَفۡـِٔدَةُ ٱلَّذِينَ لَا يُؤۡمِنُونَ بِٱلۡأٓخِرَةِ وَلِيَرۡضَوۡهُ وَلِيَقۡتَرِفُواْ مَا هُم مُّقۡتَرِفُونَ

Ary mba hampirona ny fon’ireo izay tsy mino ny fisian’ny any ankoatra sy mba ahafa-po azy ireo izany, ary mba hanatanterahan’izy ireo ny heloka izay efa mahazatra azy ireo ny manatanteraka izany. info
التفاسير:

external-link copy
114 : 6

أَفَغَيۡرَ ٱللَّهِ أَبۡتَغِي حَكَمٗا وَهُوَ ٱلَّذِيٓ أَنزَلَ إِلَيۡكُمُ ٱلۡكِتَٰبَ مُفَصَّلٗاۚ وَٱلَّذِينَ ءَاتَيۡنَٰهُمُ ٱلۡكِتَٰبَ يَعۡلَمُونَ أَنَّهُۥ مُنَزَّلٞ مِّن رَّبِّكَ بِٱلۡحَقِّۖ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡمُمۡتَرِينَ

Moa hitady Mpitsara ankoatr’I Allah ve aho, nefa Izy no nampidina taminareo ny Boky izay voazava amin’ny antsipiriany ? Ary ireo izay nomenay ny Boky dia mahalala tsara fa tena nampidinina avy amin’ny Tomponao miaraka amin’ny fahamarinana izany. Ka aoka àry ianareo tsy ho anisan’ireo mpiahiahy. info
التفاسير:

external-link copy
115 : 6

وَتَمَّتۡ كَلِمَتُ رَبِّكَ صِدۡقٗا وَعَدۡلٗاۚ لَّا مُبَدِّلَ لِكَلِمَٰتِهِۦۚ وَهُوَ ٱلسَّمِيعُ ٱلۡعَلِيمُ

Ary Tanteraka amim-pahamarinana sy ara-drariny ny Tenin’ny Tomponao. Ary tsy misy afaka manova ireo Teniny. Ary Izy Ilay Maheno sy Ilay Tena Mahalala. info
التفاسير:

external-link copy
116 : 6

وَإِن تُطِعۡ أَكۡثَرَ مَن فِي ٱلۡأَرۡضِ يُضِلُّوكَ عَن سَبِيلِ ٱللَّهِۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا ٱلظَّنَّ وَإِنۡ هُمۡ إِلَّا يَخۡرُصُونَ

ary raha Mankatò ny ankamaroan’ireo olona eny an-tany ianao dia hamery anao amin’ny làlan’i Allah izy ireo. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheveran'izy ireo ary tsy manao afa-tsy ny mamoron-dainga. info
التفاسير:

external-link copy
117 : 6

إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعۡلَمُ مَن يَضِلُّ عَن سَبِيلِهِۦۖ وَهُوَ أَعۡلَمُ بِٱلۡمُهۡتَدِينَ

Tena marina fa ny Tomponao no Mahalala izay miala amin’ny lalany, ary Izy ihany koa no Mahalala ireo izay voatari-dalana. info
التفاسير:

external-link copy
118 : 6

فَكُلُواْ مِمَّا ذُكِرَ ٱسۡمُ ٱللَّهِ عَلَيۡهِ إِن كُنتُم بِـَٔايَٰتِهِۦ مُؤۡمِنِينَ

Aoka ianareo hihinana amin’izay nanononana ny anaran’I Allah raha toa ka mpino ireo fanambarany ianareo. info
التفاسير: