Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
70 : 9

أَلَمۡ يَأۡتِهِمۡ نَبَأُ ٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِهِمۡ قَوۡمِ نُوحٖ وَعَادٖ وَثَمُودَ وَقَوۡمِ إِبۡرَٰهِيمَ وَأَصۡحَٰبِ مَدۡيَنَ وَٱلۡمُؤۡتَفِكَٰتِۚ أَتَتۡهُمۡ رُسُلُهُم بِٱلۡبَيِّنَٰتِۖ فَمَا كَانَ ٱللَّهُ لِيَظۡلِمَهُمۡ وَلَٰكِن كَانُوٓاْ أَنفُسَهُمۡ يَظۡلِمُونَ

Moa ve tsy tonga tamin’izy ireo ny tantaran’izay teo alohan’izy ireo : Ny vahoakan’i Noa, ny AAD, ny Tamod ary ny vahoakan’i Ibrahim sy ireo olon’ny Madiàna sy ilay Tanàna natsimbadibadika (ambony sy ambany) ? Tonga tamin’izy ireo tokoa ireo Irany niaraka tamin’ireo porofo mazava. Tsy i Allah velively no nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo, fa izy ireo kosa no nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany. info
التفاسير: