Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
16 : 9

أَمۡ حَسِبۡتُمۡ أَن تُتۡرَكُواْ وَلَمَّا يَعۡلَمِ ٱللَّهُ ٱلَّذِينَ جَٰهَدُواْ مِنكُمۡ وَلَمۡ يَتَّخِذُواْ مِن دُونِ ٱللَّهِ وَلَا رَسُولِهِۦ وَلَا ٱلۡمُؤۡمِنِينَ وَلِيجَةٗۚ وَٱللَّهُ خَبِيرُۢ بِمَا تَعۡمَلُونَ

Moa ve mihevitra ianareo fa ho avela fotsiny amin’izao nefa Allah tsy mbola namantatra izay nanao ady masina taminareo, ary izay tsy mbola nitady ho mpiahy ankoatr’i Allah sy ilay irany, ary ireo mpino marina? Ary i Allah dia tena mahalala tsara izay rehetra ataonareo. info
التفاسير: