Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
27 : 5

۞ وَٱتۡلُ عَلَيۡهِمۡ نَبَأَ ٱبۡنَيۡ ءَادَمَ بِٱلۡحَقِّ إِذۡ قَرَّبَا قُرۡبَانٗا فَتُقُبِّلَ مِنۡ أَحَدِهِمَا وَلَمۡ يُتَقَبَّلۡ مِنَ ٱلۡأٓخَرِ قَالَ لَأَقۡتُلَنَّكَۖ قَالَ إِنَّمَا يَتَقَبَّلُ ٱللَّهُ مِنَ ٱلۡمُتَّقِينَ

Ary vakio amin'izy ireo am-pahamarinana ny vaovaon’ireo zanak’i Adama roalahy, rehefa samy nanolotra fanatitra izy roalahy; ka voaray ny iray avy tamin’izy roalahy, ary tsy noraisina kosa ny avy amin’ny namany. Dia niteny izy hoe :”Tena ho vonoiko ianao”. Ka namaly azy ny namany hoe : “Tena marina fa Allah dia tsy mandray afa-tsy izay avy amin’ny olona manam-patahorana ihany". info
التفاسير: