Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
58 : 4

۞ إِنَّ ٱللَّهَ يَأۡمُرُكُمۡ أَن تُؤَدُّواْ ٱلۡأَمَٰنَٰتِ إِلَىٰٓ أَهۡلِهَا وَإِذَا حَكَمۡتُم بَيۡنَ ٱلنَّاسِ أَن تَحۡكُمُواْ بِٱلۡعَدۡلِۚ إِنَّ ٱللَّهَ نِعِمَّا يَعِظُكُم بِهِۦٓۗ إِنَّ ٱللَّهَ كَانَ سَمِيعَۢا بَصِيرٗا

Tena marina fa I Allah dia mandidy anareo, mba hamerina ireo zavatra napetraka taminareo amin’ny tompony; ary rehefa mitsara eo amin’ny samy olombelona ianareo, dia aoka hitsara ara-drariny. Tena marina fa I Allah dia mananatra anareo hatrany amin’ny tena tsara. Ary marina tokoa fa I Allah dia Maheno sy Mahita ny zava-drehetra. info
التفاسير: