Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
19 : 4

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ لَا يَحِلُّ لَكُمۡ أَن تَرِثُواْ ٱلنِّسَآءَ كَرۡهٗاۖ وَلَا تَعۡضُلُوهُنَّ لِتَذۡهَبُواْ بِبَعۡضِ مَآ ءَاتَيۡتُمُوهُنَّ إِلَّآ أَن يَأۡتِينَ بِفَٰحِشَةٖ مُّبَيِّنَةٖۚ وَعَاشِرُوهُنَّ بِٱلۡمَعۡرُوفِۚ فَإِن كَرِهۡتُمُوهُنَّ فَعَسَىٰٓ أَن تَكۡرَهُواْ شَيۡـٔٗا وَيَجۡعَلَ ٱللَّهُ فِيهِ خَيۡرٗا كَثِيرٗا

Ô Ianareo izay nino ! Tsy Azonareo atao ny mandova ireo vehivavy tsy an-tsitrapony, ary aza sakananareo tsy hanambady hafa izy ireo, mba hahazoanareo ny ampahany amin’izay efa nomenareo azy ireo, raha tsy hoe nanao asa vetaveta voaporofo izy ireo. Ary miaraha miaina amin’izy ireo am-pahamendrehana Ianareo. Fa raha mankahala azy ireo Ianareo, dia sao hankahala zavatra Ianareo, nefa i Allah hanatobaka fahasoavana maro Aminy. info
التفاسير: