Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
17 : 4

إِنَّمَا ٱلتَّوۡبَةُ عَلَى ٱللَّهِ لِلَّذِينَ يَعۡمَلُونَ ٱلسُّوٓءَ بِجَهَٰلَةٖ ثُمَّ يَتُوبُونَ مِن قَرِيبٖ فَأُوْلَٰٓئِكَ يَتُوبُ ٱللَّهُ عَلَيۡهِمۡۗ وَكَانَ ٱللَّهُ عَلِيمًا حَكِيمٗا

Tena marina fa ny fibebahana amin’i Allah, dia ho an’ireo manao asa ratsy nohon'ny habadoana, avy eo izy ireo mibebaka haingana. Izy ireny dia eken’i Allah ny fibebahan'izy ireo. Tena marina fa i Allah dia Mahalala sy be Fahendrena. info
التفاسير: