Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
19 : 32

أَمَّا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ فَلَهُمۡ جَنَّٰتُ ٱلۡمَأۡوَىٰ نُزُلَۢا بِمَا كَانُواْ يَعۡمَلُونَ

Fa ireo izay mino sy manao ireo asa soa, dia ho azy ireo ny fonenana ao amin’ireo zaridainan’ny fialofana, ho valisoan’ny asa nataon’izy ireo. info
التفاسير: