Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
71 : 2

قَالَ إِنَّهُۥ يَقُولُ إِنَّهَا بَقَرَةٞ لَّا ذَلُولٞ تُثِيرُ ٱلۡأَرۡضَ وَلَا تَسۡقِي ٱلۡحَرۡثَ مُسَلَّمَةٞ لَّا شِيَةَ فِيهَاۚ قَالُواْ ٱلۡـَٰٔنَ جِئۡتَ بِٱلۡحَقِّۚ فَذَبَحُوهَا وَمَا كَادُواْ يَفۡعَلُونَ

Namaly azy ireo Moussa : “Hamafisina fa, araka ny baikon’Allah, dia tsy maintsy ombivavy tsy mbola nampiasaina teo amin’ny famadiana bainga na teo amin’ny fanondrahana tanimboly, tsy manan-kilema ary miloko ranoray (tokam-bolo) izany”. Dia hoy izy ireo : “Izao ianao vao namosaka ny fahamarinana”. Ary dia nolentain’izy ireo taorian’izany tokoa ilay ombivavy na dia tsy narisika loatra ny nanao izany aza izy ireo. info
التفاسير: