Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
132 : 2

وَوَصَّىٰ بِهَآ إِبۡرَٰهِـۧمُ بَنِيهِ وَيَعۡقُوبُ يَٰبَنِيَّ إِنَّ ٱللَّهَ ٱصۡطَفَىٰ لَكُمُ ٱلدِّينَ فَلَا تَمُوتُنَّ إِلَّا وَأَنتُم مُّسۡلِمُونَ

Ary mbola nanafatrafatra ireo taranany tamin’izany ihany koa i Ibrahim sy Yaqoub hoe : “Ry zanako! Lazaiko marina aminareo, fa Allah no nisafidy manokana izay Finoana sahaza anareo, ka aoka mihitsy ianareo tsy ho faty raha tsy efa mpanolotena tanteraka”. info
التفاسير: