Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

external-link copy
12 : 16

وَسَخَّرَ لَكُمُ ٱلَّيۡلَ وَٱلنَّهَارَ وَٱلشَّمۡسَ وَٱلۡقَمَرَۖ وَٱلنُّجُومُ مُسَخَّرَٰتُۢ بِأَمۡرِهِۦٓۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَأٓيَٰتٖ لِّقَوۡمٖ يَعۡقِلُونَ

Ary nataony ho Anareo ny alina sy ny antoandro, ny masoandro sy ny volana ary ny kintana, ary izy ireo dia manaraka ny baikony avokoa. Marina fa amin’izany dia tena misy ireo porofo mazava ho an’ny vahoaka misaina. info
التفاسير: