Kilniojo Korano reikšmių vertimas - Vertimas į malagasų k. - Ruad vertimų centras

Al-homazah

external-link copy
1 : 104

وَيۡلٞ لِّكُلِّ هُمَزَةٖ لُّمَزَةٍ

Loza ho an'izay mpanendrikendrika sy mpifosa ! info
التفاسير:

external-link copy
2 : 104

ٱلَّذِي جَمَعَ مَالٗا وَعَدَّدَهُۥ

Izay nanangona harena sy nanisa izany. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 104

يَحۡسَبُ أَنَّ مَالَهُۥٓ أَخۡلَدَهُۥ

Mihevitra izy fa ny harena dia hampaharitra azy mandrakizay. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 104

كَلَّاۖ لَيُنۢبَذَنَّ فِي ٱلۡحُطَمَةِ

Tsia ! Tsy maintsy hatsipiko ao anaty Afo izy. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 104

وَمَآ أَدۡرَىٰكَ مَا ٱلۡحُطَمَةُ

Moa fantatrao va izany Afo izany ? info
التفاسير:

external-link copy
6 : 104

نَارُ ٱللَّهِ ٱلۡمُوقَدَةُ

Izany dia Afon'I Allah miredareda ! info
التفاسير:

external-link copy
7 : 104

ٱلَّتِي تَطَّلِعُ عَلَى ٱلۡأَفۡـِٔدَةِ

izay miantefa hatrany am-po. info
التفاسير:

external-link copy
8 : 104

إِنَّهَا عَلَيۡهِم مُّؤۡصَدَةٞ

Ka hanepotra azy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
9 : 104

فِي عَمَدٖ مُّمَدَّدَةِۭ

Ao anaty fefy mijoalajoala no sady mivelatra. info
التفاسير: