وه‌رگێڕانی ماناكانی قورئانی پیرۆز - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
5 : 63

وَإِذَا قِيلَ لَهُمۡ تَعَالَوۡاْ يَسۡتَغۡفِرۡ لَكُمۡ رَسُولُ ٱللَّهِ لَوَّوۡاْ رُءُوسَهُمۡ وَرَأَيۡتَهُمۡ يَصُدُّونَ وَهُم مُّسۡتَكۡبِرُونَ

Ary rehefa ilazana izy ireo hoe : Tongava ianareo mba hangatahan’ny irak’Allah famelana ho anareo, ahodin’izy ireo anefa ny lohany, ary hitanao mihataka izy ireo sady mirehareha. info
التفاسير: