وه‌رگێڕانی ماناكانی قورئانی پیرۆز - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
60 : 4

أَلَمۡ تَرَ إِلَى ٱلَّذِينَ يَزۡعُمُونَ أَنَّهُمۡ ءَامَنُواْ بِمَآ أُنزِلَ إِلَيۡكَ وَمَآ أُنزِلَ مِن قَبۡلِكَ يُرِيدُونَ أَن يَتَحَاكَمُوٓاْ إِلَى ٱلطَّٰغُوتِ وَقَدۡ أُمِرُوٓاْ أَن يَكۡفُرُواْ بِهِۦۖ وَيُرِيدُ ٱلشَّيۡطَٰنُ أَن يُضِلَّهُمۡ ضَلَٰلَۢا بَعِيدٗا

Tsy hitanao ve ireo izay mitonon-tena ho mpino, izay nampidinina taminao sy izay nampidinina teo alohanao ?Izy ireny anefa dia mbola mankasitraka ny fitsarana ataon'ireo mpihoa-pefy,kanefa dia efa voadidy hitsipika izany izy ireo.Ary fanirian'i satana raha hamery lalana azy ireny any amin'ny fahaverezana lavitra. info
التفاسير: